Fandalovana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fandalovana izao tontolo izao
Tsy maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sondriana koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa an'i tononkira.serasera.org Jeso
Na ny vony eny an- tsaha
Магеvaka ohqfg uuqywwla mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo sy finaritra
Na ny haingo fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza Sy ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola arwezffu sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
Tsy maharitra doría mbola rava sy ho lo
Sao variana ianao sao sondriana koa
Hararaoty ny andronao Ô! Minoa an'i tononkira.serasera.org Jeso
Na ny vony eny an- tsaha
Магеvaka ohqfg uuqywwla mamelana
Kintana sy volana
Baliaka fa miserana
Na ny bika na tarehy
Izay ravo sy finaritra
Na ny haingo fatratra e
Dia kanto fa tsy haharitra
Laza Sy ny rehareha
Katsahina tadiavina
Vola arwezffu sy ny harena be
Tsy ratsy fa ho lavina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 474
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 16/05/2025 21:37
