Eny manaiky (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jfkcpn Еny manaiky aho ry Tompoko fa Ianao Ianao
Ianao irery no mpamonjiko
Ny halemena izay anatiko
Ho rotidrotika
Satria ny toky tsy iza fa Jesoa

Tsy hisy hasakana ahy hino
Fa Ianao Jeso no zanak'Andiamanitra
Ilay nanao solovoina
Ho famonjena ahy izay tsinona
N'iza hanenjika na haneso
Tsy mba hisy ayzemkl hahasakana ahy
Hanompo an'i Jesoa
N'iza sahy hitora-bato
Fanompoana tononkira.serasera.org Anao Jesoa tsy hiato

Eny manaiky aho anio izao tsy hisalasala
Fa hatokako ho Anao ny tenako
Ny xnqbuz ahiahiko rehetra ho foana tanteraka
Satria ny toky tsy iza fa Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 304
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 13/02/2025 14:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395