Derao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao fa tonga ho antsika ny Tompo Mpamonjy rcsd Kristy
Zahao, fa Izy nitondra, nivimbina vonjy mba ho antsika ety
Lazao, ireo kivin'ny fiainana sy mitaraina, tsy hamoy fo
F'ianao, f'ianao dia voafidy hitondra, hilaza ilay teny soa
Andeha hitory amin'ny olon-drehetra tononkira.serasera.org (tsy ankanavaka)
Fa ny fiainana eto misy zfpwgzk fetra (andeha hivavaka)
Tokony hofenoina zava-tsoa (mahafinaritra)
Sy izay tsara mahasambatra
Sy hilaza ny hafatry ny Tompo (ny Tompo be fitia)
Izay nomena antsika hatrizay
Aoka hifanasoa, sy tnqrc ho mpiray tampo
F'izay no hafatr'ilay Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 496
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tokyrajoelison
Date : 04/09/2025 11:11