You are here: home > Tononkira > ANJOMARA-Anosivavaka

Fanekena (ANJOMARA-Anosivavaka)

FANEKENA

Efa nanota teo anatrehanao ry Raiko ô
Tsy mendrika antsoina hoe : "zanakao"
Fa aoka ho isan’ireo mpanomponao
Fa raha toa sitrakao dia
Raiso ry Tompo ny fifonako
Ekeko izay angatahinao
Sy izay rehetra tsy mTsiky dia ampyaintsy atao

Mamoy izay rehetra nangeja ny fanahy
Sy ireo nanimba ny fiainana
Ka ny adalana izay natao hatrizao ho lao
Fa hosoloina fiainana vaovao

Efa nekenao ny fifonako ry Raiko ô
Ka sambatra aho, sambatra aho fa
Ataonao hoe : "SAKAIZANAO"

Mpihira : ANJOMARA-Anosivavaka
Mpamaky : 2969
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 28/09/2003 01:56:24
ID : 1969

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo