Tahaka ny diera (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tahaka ckxmmig ny diera mihanahana.
Maniry ny rano an'ony.
No anirian'ny fanahiko Anao.
Anao Andriamanitra ô!
Mangetaheta an'Andriamanitra.
Ny fanahiko izany.
Fa mangetaheta an'Andriamanitra.
Andriamanitra velona.
Rahoviana aho no ho tonga.
uvtsilb Ho tonga ka hiseho.
Eo anatrehan'Andriamanitra.
Ny ranomasoko.
No fiahiako andro aman'alina.
Amin'ny anaovany ahy mandrakariva hoe:
Aiza izay Andriamanitrao?
Nahoana no mitanondrika ianao.
Ry fanahiko ka mitoloko.
Nahoana ianao no mitanondrika.
Sy mitoloko wnrtymi ato anatiko.
Manantena an'Andriamanitra ianao.
Fa mbola hidera azy ihany aho.
Noho ny famonjeny ny tononkira.serasera.org tavany.
Maniry ny rano an'ony.
No anirian'ny fanahiko Anao.
Anao Andriamanitra ô!
Mangetaheta an'Andriamanitra.
Ny fanahiko izany.
Fa mangetaheta an'Andriamanitra.
Andriamanitra velona.
Rahoviana aho no ho tonga.
uvtsilb Ho tonga ka hiseho.
Eo anatrehan'Andriamanitra.
Ny ranomasoko.
No fiahiako andro aman'alina.
Amin'ny anaovany ahy mandrakariva hoe:
Aiza izay Andriamanitrao?
Nahoana no mitanondrika ianao.
Ry fanahiko ka mitoloko.
Nahoana ianao no mitanondrika.
Sy mitoloko wnrtymi ato anatiko.
Manantena an'Andriamanitra ianao.
Fa mbola hidera azy ihany aho.
Noho ny famonjeny ny tononkira.serasera.org tavany.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 30/11/2022 13:32
