Mody ny masoandro (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody ny masoandro, mangina ny tontolo
Maizina ny andro, tsy misy velom-bolo
Injany any ho any, toreo ivaiva
Arahana tomany, izay hitako madiva.

Tonony:
Oh, tsarovy vwbyg lahy, fa misy any ho any.
Hery ankiray tsy hita eto an-tany.
Jesoa be fitia Mpamonjy re
No hanavotra anao izay voageja eh.

Ny lalana toa kizo, ny tononkira.serasera.org aizina efa tamy.
Ny volana feno zizo ppakukmm fa manina cuhgnu any ho any.
Mirongatra ny sento, mameno ny endrikao.
Tsarovy eh, fa ny eto akany mitalaho.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461