MANGETAHETA ANAO (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofo karankaina, mangetaheta fatratra Anao ô ! ô
No indro mitaraina
Ianao ’lay andon’ny maraina vaovao tsy mba mety ritra
Ianao manondraka ny tany hay
’Ty foko maina sy mitriatra
Mangetaheta fatratra Anao Ray
’Zao rehetra izao, manora-tena ho fatratra avokoa
Manefitr’ahy aminao
Mamilivily saina sy ny fo
Izaho tsy manan-kery, tsy mahalia lalana aho ry Ray
Koa aza avelanao irery
Miatrika ireo ady mahamay
Andrasako eto ny fotoana hiavianao
Ho avy Ianao finoako lalina ao am-poko izany
Nefa aza ela loatra qousu fa mijaly indrindra aho
Mangetaheta Anao ity foko sasa-mitomany
dljw bvda tononkira.serasera.org Jordan

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 5431
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lebota
Daty : 18/08/2006 15:19