Hangina aho (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hangina aho ry Tompo,hangina tokoa.
Fa mamolivoly ny fo.
Tsy haiko tononkira.serasera.org lazaina,tsy tratry ny saiko.
Izay niaretanao,ho fanavotana ahy.
Ho takatry ny saiko cngwmg ve,
Ny haben'ny fitiavanao.
Ka nitondranao mafy tahak'izao.
Ho haiko tantaraina ve,
Ny fomba namonoana xymtog Anao.
Ka nentinao tany Kalvary.
Hangina aho ry Tompo,hangina tokoa.
Ho rakitra ato am-poko ny fowpu fitiavanao.
Fa mamolivoly ny fo.
Tsy haiko tononkira.serasera.org lazaina,tsy tratry ny saiko.
Izay niaretanao,ho fanavotana ahy.
Ho takatry ny saiko cngwmg ve,
Ny haben'ny fitiavanao.
Ka nitondranao mafy tahak'izao.
Ho haiko tantaraina ve,
Ny fomba namonoana xymtog Anao.
Ka nentinao tany Kalvary.
Hangina aho ry Tompo,hangina tokoa.
Ho rakitra ato am-poko ny fowpu fitiavanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 3128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 20/04/2017 09:17
