Fantatr'Andriamanitra (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alintsika, dimbiasan'ny mazava.
Tsy misy fahoriana, na sento tsy hisava.
Ny fo mitritra, mahatsiaro fa mijaly.
Ka sento tsy ho ritra, no mifamalivaly.
Dia, misarangotra mitady.
Zay mba azo isarangotana.
Mivala-ketraka mandady.
Miandrandra fanavotana.
Todiho ny Ray, ingao ny tonombavakao.
Omeo mba ho fafany, ny ranomaso sy gooavg talaho.
Ny fo tomany, miantsoantso ombieny.
Dia fantatry ny Tompo, tsy misy izay tsy reny.
Fa fantatry ny Ray daholo,
Ny hetaheta izay misandratra.
Vaninandro mifanolo.
Indray ukujc nataony hahasambatra.
Impiry impiry moa.
No tojo fanjombonana.
Kanefa tsy nafoin'ny Ray, tafiany fiononana.
Hanao ahoana moa, raha toa ny Tompo no mandao.
Moa hisy tononkira.serasera.org hiangana tety.
Izao rehetra hita rtuxx izao.
Fa fantatry ny Ray...
Tsy misy fahoriana, na sento tsy hisava.
Ny fo mitritra, mahatsiaro fa mijaly.
Ka sento tsy ho ritra, no mifamalivaly.
Dia, misarangotra mitady.
Zay mba azo isarangotana.
Mivala-ketraka mandady.
Miandrandra fanavotana.
Todiho ny Ray, ingao ny tonombavakao.
Omeo mba ho fafany, ny ranomaso sy gooavg talaho.
Ny fo tomany, miantsoantso ombieny.
Dia fantatry ny Tompo, tsy misy izay tsy reny.
Fa fantatry ny Ray daholo,
Ny hetaheta izay misandratra.
Vaninandro mifanolo.
Indray ukujc nataony hahasambatra.
Impiry impiry moa.
No tojo fanjombonana.
Kanefa tsy nafoin'ny Ray, tafiany fiononana.
Hanao ahoana moa, raha toa ny Tompo no mandao.
Moa hisy tononkira.serasera.org hiangana tety.
Izao rehetra hita rtuxx izao.
Fa fantatry ny Ray...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 1208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 31/07/2022 07:20
