Antsoantso (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Misy miantsoantso, antso mafy.
Avy ao anaty andavan’andro.
Dia misy koa ireo zara raha mitafy.
Vao mainka idifian’ny masoandro.
Refrain:
Ho utcnf azy ireny indrindra Ray malala, ô,
No anandratanay ‘zao antso izao.
Ny eo aminao ilay tsisy tombo sy hala.
No ypgbbcun italahoanay ny hantranao e.
Aza avelanao ho diso anjara amin’ny famindra-ponao Ray ô!
2.
‘Njao miantsoantso tsy mitony.
Fa efa trotraky ny andim-piainana.
Tsy afa-misarangotra intsony.
Miandrandra valim-pitarainana.
lkxlayua tononkira.serasera.org JORDAN
Misy miantsoantso, antso mafy.
Avy ao anaty andavan’andro.
Dia misy koa ireo zara raha mitafy.
Vao mainka idifian’ny masoandro.
Refrain:
Ho utcnf azy ireny indrindra Ray malala, ô,
No anandratanay ‘zao antso izao.
Ny eo aminao ilay tsisy tombo sy hala.
No ypgbbcun italahoanay ny hantranao e.
Aza avelanao ho diso anjara amin’ny famindra-ponao Ray ô!
2.
‘Njao miantsoantso tsy mitony.
Fa efa trotraky ny andim-piainana.
Tsy afa-misarangotra intsony.
Miandrandra valim-pitarainana.
lkxlayua tononkira.serasera.org JORDAN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaVangy : 1195
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ruthkwl
Daty : 30/11/2022 13:19
