Tsara ny Tompo (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Dera, laza ho Anao ry Tompo Masina ô adodkvqi !
Feo fisaorana uxgeh koa, indro atolotray,
noho ny Fahasoavanao.

2. Be Fitiavana Hianao ry Telo izay Iray;
Aminao avokoa izay rehetra ilainay,
ry Jesosy tononkira.serasera.org Tomponay.

Ref.
Haleloia ! Derao fa edva tsara ny Tomponao.
Ao Aminy koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 498
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 16/09/2024 12:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1431