Inty aho (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo.
1. Noho ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.
2. Hanompo Anao cdaru ny fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao hitarika sdzeexph ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny bzadsdik inty tononkira.serasera.org aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
1. Noho ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.
2. Hanompo Anao cdaru ny fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao hitarika sdzeexph ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny bzadsdik inty tononkira.serasera.org aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 16/09/2024 12:34
