Inty aho (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo.
1. Noho zpnmaazu ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ielkzpxe ho laviko.
2. Hanompo Anao kcxjmyv ny tononkira.serasera.org fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao hitarika ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny inty aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
1. Noho zpnmaazu ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ielkzpxe ho laviko.
2. Hanompo Anao kcxjmyv ny tononkira.serasera.org fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao hitarika ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny inty aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVisites : 524
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 16/09/2024 12:34
