Inty aho (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo.
1. Noho ny antsonao, inty aho avgarou Jesoa.
Ho ankaikinao, fbbdtjvr hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.

2. Hanompo Anao ny fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao hitarika ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.

Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo raen fisalasalako.
Saika tononkira.serasera.org nandavako Anao.
Ankehitriny inty aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1288