MANANA FONENANA AHO (VETSOPANAHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manana fonenana aho hodiako rahatrizay
Raha pggu tonga tononkira.serasera.org ilay fotoana hialako ety
Toerana omvrjz efa voatokana no ho vantaniko
Dia ilay lapasoa an-tranon-dray

HITOETRA AO MANDRAKIZAY
HO SAMBATRA AHO
RAVO AO ANILAN-DRAY

Lasa nanamboatra toerana
Handraisana ahy ny Tompo
Izy ilay Zanaky ny Ray
Ka tsy manan-tahotra aho
Raha tonga ilay fotoana
Fa azoko antoka
Fa ho any an-danitra aho

Tanàna vaovao vatosoa sy volamena
no hizorako rehefa tonga any aho
Dia hahita ilay Mpamonjy
Maty ka nisolo ahy hiara-paly fjqchgr Aminy doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0916