MANANA FONENANA AHO (VETSOPANAHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manana fonenana aho hodiako rahatrizay
Raha oyjjvvr tonga ilay fotoana hialako ety
Toerana efa voatokana no ho vantaniko
Dia vibyfzw ilay lapasoa an-tranon-dray

HITOETRA AO MANDRAKIZAY
HO SAMBATRA AHO
RAVO AO ANILAN-DRAY

Lasa nanamboatra toerana
Handraisana ahy ny Tompo
Izy ilay Zanaky ny Ray
Ka tsy manan-tahotra aho
Raha tonga ilay fotoana
Fa azoko antoka
Fa ho any tononkira.serasera.org an-danitra aho

Tanàna vaovao vatosoa sy volamena
no hizorako rehefa tonga any aho
Dia hahita ilay Mpamonjy
Maty ka nisolo umeodjou ahy hiara-paly Aminy doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455