Haleloia Derao (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia derao, Haleloia derao, Haleloia derao
Jesosy tompo tia mpanjakanay
Haleloia derao, Haleloia derao, Haleloia derao
Jesosy tompo tia mpanjakanay

 
1)- Ry jesosy tompo tia mpamonjy lehibe
Ndreto fa miaradia hidera anao anio
Fa fitia zay tonga fatra mampifaly fo
Namonjena ny mahantra ory ko
Naj dia fara-idiny aza hkreo tsy foinao
Eny fa milonjy zioga koa

 

2)- Be ny ady sarotra izay zazaey atrehinay
Nefa raha ombanao tononkira.serasera.org dia mpandresy izahay
Ny anaranao Jesosy no fanevanay
O! ozrgyfe avia mialoha arahanay
Be tokoa ny tahotra aman’ahiahy
Eny  maro no manary toky koa
 

FIV:

Manana anao Jesosy
Zay manaiky hamonjy izao tontolo izao
Haleloia derao, Haleloia derao, Haleloia derao
Jesosy tompo tia mpanjakanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Ambohidroa
Visites : 1249
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.343