Haleloia Derao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia derao, Haleloia derao, Haleloia deraoJesosy tompo tia mpanjakanay
Haleloia derao, Haleloia derao, Haleloia derao
Jesosy tompo tia mpanjakanay
1)- Ry jesosy tompo tia mpamonjy lehibe
Ndreto fa miaradia hidera anao anio
Fa fitia zay tonga fatra mampifaly fo
Namonjena ny mahantra ory ko
Naj dia fara-idiny aza tsy foinao
Eny fa milonjy zioga koa
2)- Be ny ady sarotra izay atrehinay
Nefa raha ombanao dia mpandresy izahay
Ny anaranao Jesosy no fanevanay
O! avia mialoha arahanay
Be tokoa ny tahotra aman’ahiahy
Eny maro no manary toky koa
FIV:
Manana anao Jesosy
Zay manaiky hamonjy izao tontolo izao
Haleloia derao, Haleloia derao, Haleloia derao
Jesosy tompo tia mpanjakanay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 889
Likes : 1 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:40