NY ITIAVANAO AHY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsapako tena tsapako Ray oh
Ny fitia nitiavanao ahy
Nomenao, nomenao ilay zanakao
Famonjena izao tontolo izao

Indro atolotro ho Anao ry Ray
Omeko Anao ny fo saina Ary fanahy
Tsapako,tena tsapako Ray oh
Ny fitia nitiavanao ahy

2- Fantatro, efa fantatro Ray oh
Raha Ianao sy ilay fitiavanao
Nanoloranao ho ahy sy ho anao
Lehibe ny fahasoavanao

Indro atolotro ho Anao ry Ray
Omeko Anao ny fo saina Ary fanahy
Fantatro efa fantatro Ray oh fa fitia famonjena ho ahy Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Visites : 220
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HoliarisoaH
Date : 06/04/2023 13:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742