Tadiavo Izy (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadiavo anio ny Tompo, fcehklw tadiavo anio dieny hita Izy
Antsoy anio ny Tompo, antsoy dieny mbola akaiky oxarvmjw cryv Izy
Aoka ianao hahafoy ireo ratsy fanao dieny izao
Dia miverena ianao an-tranon'ny Rainao
Fa Izy hamindra fo aminao

Ref :
Tena hamela
Ny helokao Izy
Ny fihevitro, ny fihevitrao tsy mba fiheviny
Tsy mamaly anao araka ny heloka vitanao
Fa mandrakizay no itiavany anao

Ny fo izay torotoro, mangorakoraka dia henoiny
Aza mandaha-teny, ekeo ny otanao hofafany
Aoka ianao hahafoy ireo ratsy fanao dieny izao
Dia miverena ianao an-tranon'ny Rainao
Fa Izy hamindra tononkira.serasera.org fo aminao

...Tadiavo Izy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndriana Ramamonjy
Visites : 2318
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : RRas
Date : 28/04/2020 23:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429