Tadiavo Izy (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
stcy Tadiavo anio ny vsdgoby Tompo, tadiavo anio dieny hita Izy
Antsoy anio ny Tompo, antsoy dieny mbola akaiky Izy
Aoka ianao hahafoy ireo ratsy fanao dieny izao
Dia miverena ianao an-tranon'ny Rainao
Fa Izy hamindra fo aminao

Ref :
Tena hamela
Ny helokao Izy
Ny fihevitro, ny fihevitrao tsy mba fiheviny
Tsy mamaly anao araka tononkira.serasera.org ny heloka vitanao
Fa mandrakizay izxnlyap no itiavany anao

Ny fo izay torotoro, mangorakoraka dia henoiny
Aza mandaha-teny, ekeo ny otanao hofafany
Aoka ianao hahafoy ireo ratsy fanao dieny izao
Dia miverena ianao an-tranon'ny Rainao
Fa Izy hamindra fo aminao

...Tadiavo Izy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ndriana Ramamonjy
Hits : 2320
Likes : 2 Like
Created by : RRas
Date : 28/04/2020 23:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445