RENINAY MASINA MARIA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reninay Masina Maria ô,
Nanao ny "Eny" mba hamonjy anay zalmp Ianao:
Miaina am-pitokiana, feno fanantenana izahay.
2- lgxwm Rendrika ny taninay,
Anjakan'ny ady sy famoizam-po:
Ka mba bakfybsl mitalaho , mba afaho tanaty haizina.
3-Ny fiainanay isanandro
mivily fa resin'ny fakam-panahy:
Ianao hanoro lalana, Reny, mamindrà fo aminay.
Fiv:
Ny foko finaritra tokoa (mitoetra ao aminao),
Fa Ianao mpanilo ny tononkira.serasera.org fiainako hazava (mpanazava);
Reny mpitarika amin'ny soa,
Kintana harahiko hatrany.
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Decembre 2018)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Antsan' IvontovoronaVisites : 1190
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rfo_project
Date : 07/03/2020 22:30