RENINAY MASINA MARIA (Chorale Antsan' Ivontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Reninay Masina Maria ô,
Nanao ny "Eny" mba hamonjy anay Ianao:
Miaina am-pitokiana, ezzjfs feno fanantenana izahay.
2- Rendrika ny taninay,
Anjakan'ny ady sy famoizam-po:
Ka mba mitalaho , mba afaho tanaty haizina.
3-Ny fiainanay isanandro
mivily fa resin'ny fakam-panahy:
Ianao hanoro lalana, Reny, mamindrà fo aminay.
Fiv:
Ny foko finaritra tokoa (mitoetra ao aminao),
Fa Ianao wfxvmo tononkira.serasera.org mpanilo ny fiainako hazava pzjtvxts (mpanazava);
Reny mpitarika amin'ny soa,
Kintana harahiko hatrany.
A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA (Decembre 2018)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Antsan' IvontovoronaHits : 1108
Likes : 0 Like
Created by : rfo_project
Date : 07/03/2020 22:30