TSARA NY TOMPO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro apetrako eo an-tananao ry Ray oh
Ny dnjdn fiainako rehetra ka anjakao
Indro izay rehetra ananako omeko
Hanandratako tononkira.serasera.org Anao re
REFRAIN:
Hanandratra vxkvtuq Anao aho Jesosy oh
Hidera ny anaranao
Ny voninahitrao no hiraiko
Fa sarobidy laotra Ianao
Ny vavanao no aoka idera Azy
Hiraho koa ny tongotra
Izay rehetra anananao omeo Azy
Fa tsara tokoa ny Tompo
REFRAIN:
Koa andeha isika hiara hidera
Fa mendrika Azy izany
Aoka isika iara ejmyxdh Hisaotra
Fa tsara tokoa ny Tompo
Ny dnjdn fiainako rehetra ka anjakao
Indro izay rehetra ananako omeko
Hanandratako tononkira.serasera.org Anao re
REFRAIN:
Hanandratra vxkvtuq Anao aho Jesosy oh
Hidera ny anaranao
Ny voninahitrao no hiraiko
Fa sarobidy laotra Ianao
Ny vavanao no aoka idera Azy
Hiraho koa ny tongotra
Izay rehetra anananao omeo Azy
Fa tsara tokoa ny Tompo
REFRAIN:
Koa andeha isika hiara hidera
Fa mendrika Azy izany
Aoka isika iara ejmyxdh Hisaotra
Fa tsara tokoa ny Tompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Visites : 720
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 21:26
