TSARA NY TOMPO (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro apetrako eo an-tananao ry Ray oh
Ny fiainako rehetra ka anjakao
Indro izay rehetra ananako omeko
Hanandratako Anao re
REFRAIN:
Hanandratra Anao aho Jesosy oh
Hidera ny anaranao
Ny voninahitrao no hiraiko
Fa sarobidy laotra Ianao
Ny wvpn vavanao no aoka idera duvid Azy
Hiraho koa ny tongotra
Izay tononkira.serasera.org rehetra anananao omeo Azy
Fa tsara aimcqk tokoa ny Tompo
REFRAIN:
Koa andeha isika hiara hidera
Fa mendrika Azy izany
Aoka isika iara Hisaotra
Fa tsara tokoa ny Tompo
Ny fiainako rehetra ka anjakao
Indro izay rehetra ananako omeko
Hanandratako Anao re
REFRAIN:
Hanandratra Anao aho Jesosy oh
Hidera ny anaranao
Ny voninahitrao no hiraiko
Fa sarobidy laotra Ianao
Ny wvpn vavanao no aoka idera duvid Azy
Hiraho koa ny tongotra
Izay tononkira.serasera.org rehetra anananao omeo Azy
Fa tsara aimcqk tokoa ny Tompo
REFRAIN:
Koa andeha isika hiara hidera
Fa mendrika Azy izany
Aoka isika iara Hisaotra
Fa tsara tokoa ny Tompo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Hits : 786
Likes : 0 Like
Created by : kevin Razafindrakoto
Date : 14/02/2022 21:26
