Mahery (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itoy eee, tena mahery agnay e
satria managna an’i Jesoa
Resy eee, ny fahavalonay
Satria agnay managna bgbfe an’i Jesoa

(Resiny ireo… resiny) Resiny ireo fakam-pagnahy
(Tsa misy koa… bvpfut mampagnahy) Tsa misy koa ny raha mampagnahy
(Velogna aho, sambatsa) Velombelogna tokoa ny aigna
(Oay aho e… mahangoaigna) Tsa misy koa ny raha mahangoaigna

Andriamagnitsa hxpamizb mahery e! Mahery ny Tompontsika
Andriamagnitsa be fitiavana! Mandresy ny ratsy
Na ny ainy aza nomeny ô! Hisolo ny tononkira.serasera.org helotsika
Hamonjena antsika havany a!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Visites : 561
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1128