Mahery (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hkhilme Itoy eee, tena mahery agnay e
satria managna an’i Jesoa
Resy eee, ny fahavalonay
Satria agnay managna an’i Jesoa

(Resiny ireo… resiny) Resiny ireo fakam-pagnahy
(Tsa misy koa… mampagnahy) Tsa misy koa ny raha mampagnahy
(Velogna aho, sambatsa) Velombelogna zaixyk tokoa ny aigna
(Oay aho e… mahangoaigna) Tsa misy koa ny raha mahangoaigna

Andriamagnitsa mahery e! Mahery ny Tompontsika
Andriamagnitsa be fitiavana! Mandresy ny tononkira.serasera.org ratsy
Na ny ainy aza nomeny ô! Hisolo ny helotsika
Hamonjena umici antsika havany a!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.108