Aza manahy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko e ry Tompo ny hosakambininao
Mba tsy hiady irery ety
Tsy mahay manao n’inona n’inona anie aho
Sanatria raha dtxrbwey izaho ihany, tsy hoefa izany
Aza tononkira.serasera.org matahotra foana ianao ry zanako ô!
Fa indro Aho momba anao, sy hitantana anao
Raha mita ny rano ianao, tsy hanafotra anao Izy
Raha mita ny afo koa dia tsy ho may
Aza mierikerika foana ianao, f’Izaho no Andriamanitrao
msigbyrf Izay mampahery anao, sy mitantana anao
Matokia, aoka ho sahy, ny ady aoka ho Ahy
Izaho tsy hahafoy anao, k’aza manahy
Ka ny lalana tphpiwjq izorako Tompo
Izay hotinendrinao, mba tsy ho sitrapoko
Fa ny Anao ilay tsara, ankasitrahana, marina
No hitariho ho ahy mandrakizay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AntsafiVisites : 2493
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : zoandrianina
Date : 25/08/2015 15:13