Aza manahy (Antsafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko e ry Tompo ny hosakambininao
Mba tsy hiady irery ety
Tsy mahay manao n’inona n’inona anie aho
Sanatria raha izaho pstwkbra ihany, tsy hoefa izany
fgueesmc Aza matahotra foana ianao ry zanako ô!
Fa indro Aho momba anao, sy hitantana anao
Raha mita ny rano ianao, tsy hanafotra anao Izy
Raha mita ny afo koa dia tsy ho may
Aza mierikerika foana aprx ianao, f’Izaho no Andriamanitrao
Izay mampahery anao, sy mitantana anao
Matokia, aoka ho sahy, ny ady aoka ho Ahy
tononkira.serasera.org Izaho tsy hahafoy anao, k’aza manahy
Ka ny lalana izorako Tompo
Izay hotinendrinao, mba tsy ho sitrapoko
Fa ny Anao ilay tsara, ankasitrahana, marina
No hitariho ho ahy mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AntsafiHits : 2321
Likes : 2 Like
Created by : zoandrianina
Date : 25/08/2015 15:13