He sambatra (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He sambatr'aho Tompo ô
Fa manana Anao ho Ray
Fanantenana tononkira.serasera.org sy tokiko
Ka tokiko mandrakizay
Ny hadisoana vitako
Efa nofafanao tokoa
Ny famonjena ho tanako
Fa sarobidy mahasoa
Inona no havaliko
Ny fitiavanao izao
Ambarao fvrbbp Tompo fa sahiko
Ny hanome 'zay sitrakao
Izay talenta taminao
Ampitomboy jbvamb entiko
Hanompo ny fiangonanao
Sy firenena mamiko
Ny foko kosa atolotro
Ka mba bopsv diovy sy vohay
Hidiranao re ry Tompoko
Ka dia monena ao indray
Fa manana Anao ho Ray
Fanantenana tononkira.serasera.org sy tokiko
Ka tokiko mandrakizay
Ny hadisoana vitako
Efa nofafanao tokoa
Ny famonjena ho tanako
Fa sarobidy mahasoa
Inona no havaliko
Ny fitiavanao izao
Ambarao fvrbbp Tompo fa sahiko
Ny hanome 'zay sitrakao
Izay talenta taminao
Ampitomboy jbvamb entiko
Hanompo ny fiangonanao
Sy firenena mamiko
Ny foko kosa atolotro
Ka mba bopsv diovy sy vohay
Hidiranao re ry Tompoko
Ka dia monena ao indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Hits : 2328
Likes : 0 Like
Created by : rvnjr
Date : 23/08/2014 17:15
