Jesosy no mandidy (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy no zhnfar mandidy
Mifankatiava (é)!
Ka aoka ho tadidy
Ny dpmdixne hafatra 'zay re
F'izay manao izany
Hahazo valisoa
Haharitra hatrany
Am-paradisa soa
Ny olona rehetra
No namanao anie
Fa tsy mba misy fetra
Ny ho tiavinao
Ny vola sy tononkira.serasera.org harena
Omeo ampiasao
Fa tsy very maina
Izay afafinao edqujdvn
Mifankatiava (é)!
Ka aoka ho tadidy
Ny dpmdixne hafatra 'zay re
F'izay manao izany
Hahazo valisoa
Haharitra hatrany
Am-paradisa soa
Ny olona rehetra
No namanao anie
Fa tsy mba misy fetra
Ny ho tiavinao
Ny vola sy tononkira.serasera.org harena
Omeo ampiasao
Fa tsy very maina
Izay afafinao edqujdvn
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 2035
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rvnjr
Daty : 23/08/2014 17:15
