Ô Asandrato ny feo fiderana (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Asandrato ny feo lndcj fiderana
Fa tononkira.serasera.org taon-jobily nywb izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny taona maro be 'zay nodiavina
Na wuys nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona sisa
Ka mitondra fiadanana
Dadasamy
Fa tononkira.serasera.org taon-jobily nywb izao samia mihira
Miraiso fo fanahy
Fa Jehovah no mitahy
Aza manahy
Ny taona maro be 'zay nodiavina
Na wuys nisy tsilo aza
Nandraraka voahangy
Mba ho tavela hifaliana
Ho ravaky ny taona sisa
Ka mitondra fiadanana
Dadasamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 276
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:33
