Tsaroanao ve hatrizao (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia E

1-Tsaroanao ve hatrizao
Ny hafatra izay jfqon flel natao
Mba ho anao sy ahy koa
Mandehana, torio ny teny soa

2-Adidy masina ekeo
Hajao ny fiantson'ny feo
Mangataka sy mitoreo
Mandehana, torio ny teny soa

3-Moa iza no andrasanao
Hanitsy ny firenenao
Rah'aminao no tong'izao
Ilay antso teny tononkira.serasera.org soa ambarao

4-Savao ny làlana anio
Jesoa vggscep re no itafio
Hazony 'zany tadidio
Mandrosoa, ny teny soa torio

5-Ny herin'ny finoanao
Tsy zava-poana ka lalao
Fa hanome fiainam-bao
Mandehana, torio ny teny soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304