Efa lavo ka mihosin-doto (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
saoxt Do dia D

Efa lavo ka mihosin-doto
Ny fo sy fanahin'ny tontolo
Ka saina maizina sy donto
No mibaiko mibaiko azy manontolo
Tiany anefa ny tsara, nefa tsy meovtj hainy hambara
Halany koa koa ny ratsy
Kanefa kanefa hataony hatrany
Kanefa hataony hatrany
DC.

Dia tafiditra ny ota
Ka nisoko moramora
Mba hikiky sy handrava tuhbxqgn handrava
Ny ao anaty hamarara
DS.

Nalahelo ny Mpahary
Nahatsiaro naharary
Nefa tia ka tsy nanary ny mpanota
Jesoa tononkira.serasera.org Mpampihavana, nidina ho sorana
Hamonjy sy hanafaka ny olombelona
DS2.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.094