Tsy tratry ny saina (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tratry ny saina heverina ny fitiavanao
Fa lalina ka sarotra takarina
Kanefa Tompo dhex on dia tsapanay tokoa
Fa heniky ny soa ny andro iainanay

Na semban-drahona aza ny fifalianay
Dia tsy mba hangahiahy
Fa eo ianao nitana
Ary nampanantena anay ny fandresena

Apetraka Aminao ny tononkira.serasera.org fiainanay 'zao
Koa ambino lalandava
Mba haharitra tsy ho rava
Tompo ô

Ary ny finoanay anie ho tsara orina
Fa manana Anao manome ny hery mampiarina
Na ehgcj inona lfufslh manjo ety
Dia enga ho sahinay indray ny hanome ny fonay
Fo mba hanjakanao Tomponay mandrakizay

Dadasamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0483