Mivavak'Aminao 'zahay ry Ray (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivavak'Aminao 'zahay ry Ray
Fa Hianao re no hany mahay
Manatanteraka izay irin'ny bmpjrrdp fo
Ka odvct tena sitrakao tokoa
Koa meteza hanatrik'izao
sy hitsodrano 'reo manomponao
Ny fitahianao arotsahy
Hamonto hatrany ny fiainany
Ka ny talenta efa nomenao anie
Enga hampitomboinao e!
Satria ho xlueox entiny hiderana
Sy tononkira.serasera.org hampahery anay olonao
Fa Hianao re no hany mahay
Manatanteraka izay irin'ny bmpjrrdp fo
Ka odvct tena sitrakao tokoa
Koa meteza hanatrik'izao
sy hitsodrano 'reo manomponao
Ny fitahianao arotsahy
Hamonto hatrany ny fiainany
Ka ny talenta efa nomenao anie
Enga hampitomboinao e!
Satria ho xlueox entiny hiderana
Sy tononkira.serasera.org hampahery anay olonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]Vangy : 2251
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rvnjr
Daty : 23/08/2014 15:36
