Hisaotra an'i Jehovah (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaotra an'i Jehovah aho
Eo am-bavako mandrakariva
Ny fisaorana, ny fitiavana
Izay nasehony

Fa lehibe sy mahatalanjona
Ny hery izay nentiny
Namorona 'zao tany izao
Mba hanjakan'ny olombelona

Inona ry Tompo ô no avaliko
Ireo soa lehibe izay nataonao
Hanavao ny fanolorako
Ny tenako aho

Dadasamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo]
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MalalaAMAA
Daty : 15/01/2026 06:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.075