Voninahitra - Jobily 75taona (AMAA [Antoko Mpihira Avaratr' Andohalo])

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia qfrh F

Voninahitra anie
Ho Anao Ray Mpahary e! (3 Ho Anao Rainay sy Mpahary e!)
Ankalazainy sady hiraina (2 Faly mankalaza, Zay no hiranay) (3 Faly yjknegm mankalaza, sady rcosekhh hiraina)
Ny asanao fa lehibe
'Zay tsarovanay anio (4 Izay tsarovanay anio, anio)
Sy toriana hiely, koa Tahio

Koa ny asanay izao
Dia hanohy ny Asanao (3 Dia hanohy ireo asanao)
Fa fahasoavana ny talenta
'Zay hijoroanay ho Anao
Angatahanay anio (anio)
Mba tononkira.serasera.org hitombo, ho Masina, Tahio

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1027