Antsom-pitiavana (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsom-pitiavana avy amin' (ny) Tompo;Izao renao izao ka mba meteza re!
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao va re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.
Tsy mba didy fa safidy no omeny anao;
Tsy ny ngidy fa ny mamy indrindra no ho anao.
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao va re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVisites : 830
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 30/01/2021 14:14