Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antsom-pitiavana (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsom-pitiavana avy tononkira.serasera.org amin' (ny) Tompo;
Izao renao izao ka mba meteza re!
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao popz va klpkkvx iebtv re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.
Tsy mba didy fa safidy no omeny anao;
Tsy ny ngidy fa ny mamy indrindra no ho anao.
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao va re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.
Izao renao izao ka mba meteza re!
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao popz va klpkkvx iebtv re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.
Tsy mba didy fa safidy no omeny anao;
Tsy ny ngidy fa ny mamy indrindra no ho anao.
Efa ela loatra anie;
Mbola ho lavinao va re?
Fa fitiavan-dehibe n(o) iantsoiny anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaHits : 1186
Likes : 1 Like
Created by : fanafy
Date : 30/01/2021 14:14
