ZANAHARY O! (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zanahary ô! tahio ny tanindrazanay
Sao dia lasa anaty lavaka izahay
Mila Anao Jeso ny vahoaka Malagasy
Faingana mzbat re, fa tena mangasiasy
Ny fiainana tena sarotra
Ny vola miditra tsy mba betsaka
Reraka ny vahoaka Malagasy
Ny ady tany, ny ady lova
Tsy fandriam-pahalemana ôôô
Ny sampy amin'izany tlobm eo foana
Ny halatra mandavan-taona
Mahantra, sahirana, noana tsy an'asa
Mivavaha, mahareta, ka miandràsa
2. Miantso anao ny Tompo anio hiaraka aminay
Hitaraina isika amin'ilay Jehovah Ray
Izy tononkira.serasera.org irery ihany no afaka hamonjy
Ka hanafaka antsika izay mila vonjy
Ô ry vahoaka ario ny ditranao
Ô ry vahoaka ialao ty fombanao
Raha tianao i Madagasikara
Mila lovyuowi finoana tsy mivadibadika
Sy fahamarinana ôôô
Mivavaha, aza mitsahatra
Mivavaha, aza miahotra
Raha ny zanaka mantsy no hanafaka antsika
Dia ho afaka isika
AMEN AH!
Tompo ô, mbola manantena foana izahay
Fa ho avy ilay maraina vaovao
Tompo ô, tsy ho kivy mihitsy izahay
Fa hivavaka ho an'i MADAGASIKARANAY.
Sao dia lasa anaty lavaka izahay
Mila Anao Jeso ny vahoaka Malagasy
Faingana mzbat re, fa tena mangasiasy
Ny fiainana tena sarotra
Ny vola miditra tsy mba betsaka
Reraka ny vahoaka Malagasy
Ny ady tany, ny ady lova
Tsy fandriam-pahalemana ôôô
Ny sampy amin'izany tlobm eo foana
Ny halatra mandavan-taona
Mahantra, sahirana, noana tsy an'asa
Mivavaha, mahareta, ka miandràsa
2. Miantso anao ny Tompo anio hiaraka aminay
Hitaraina isika amin'ilay Jehovah Ray
Izy tononkira.serasera.org irery ihany no afaka hamonjy
Ka hanafaka antsika izay mila vonjy
Ô ry vahoaka ario ny ditranao
Ô ry vahoaka ialao ty fombanao
Raha tianao i Madagasikara
Mila lovyuowi finoana tsy mivadibadika
Sy fahamarinana ôôô
Mivavaha, aza mitsahatra
Mivavaha, aza miahotra
Raha ny zanaka mantsy no hanafaka antsika
Dia ho afaka isika
AMEN AH!
Tompo ô, mbola manantena foana izahay
Fa ho avy ilay maraina vaovao
Tompo ô, tsy ho kivy mihitsy izahay
Fa hivavaka ho an'i MADAGASIKARANAY.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 756
Likes : 0 Like
Created by : Hasinaa
Date : 02/09/2024 09:19
