MATOKY ANAO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MATOKY ANAO



1- Ô Jesoa, fantaTrao loatra
Fa malemy sy mania ity zanaKao
Miezaka mafy miarina foana
Saingy resy an-dalana
Sasa-miarina tsy afaka
Ô mba raiso xzydmbo f(a) tononkira.serasera.org efa reraka am-panahy


Refrain:
Matoky Anao hanarina ahy
Matoky Anao hitantana ahy
Matoky Anao hiambina ahy
Matoky Anao, matoky Anao, matoky Anao




2- Hiova aho manomboka zodsd izao
Ka hanaiky acilydyy sy hanoa ny didinao
Miezaka mafy miarina foana
Ka tazony aho tsy hiemotra
Manjakà re Fanahy Masina
Hanoherako ireo fakam-panahy


Refrain:
Matoky Anao hanarina ahy
Matoky Anao hitantana ahy
Matoky Anao hiambina ahy
Matoky Anao, matoky Anao, matoky Anao





IRAFIA AMBOHIBAO ANTEHIROKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Hits : 922
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 24/06/2021 09:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406