Hadisoana, tsy hita ny mpihira
Isaoranay ny anaranao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay zmtkk ny anaranao Andriamanitra ô!
Nambininao ny asanay
Ka tratra soa aman-tsara izao Jobily tdev izao
Ny anananay sy ny herinay
No entinay mankalaza Anao
Eto no trano natokanay ho lapanao
Aoka anie tsy hisy pentipentina
Tsy hisy fiketronana na ny toy izany
Fenoy ny hamasinanao
Asandrato ny hira fihobiana
Toy ny tao Jerosalema
Hosana! Hosana! No asandratray
Hosana! Hosana! Anao ry avo indrindra
Mifalia sy mihobia sy miderà sy mihirà hanakoako
Venteso ny hira: Hosana! Hosana! ( torio hatraizatraiza)
Torio ho ren’izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Hosana! No asandratray ho anao ry Avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana!
Vohay ierwp ny vavahady
Hidiran’ny Tompontsika
Nambininao ny asanay
Ka tratra soa aman-tsara izao Jobily tdev izao
Ny anananay sy ny herinay
No entinay mankalaza Anao
Eto no trano natokanay ho lapanao
Aoka anie tsy hisy pentipentina
Tsy hisy fiketronana na ny toy izany
Fenoy ny hamasinanao
Asandrato ny hira fihobiana
Toy ny tao Jerosalema
Hosana! Hosana! No asandratray
Hosana! Hosana! Anao ry avo indrindra
Mifalia sy mihobia sy miderà sy mihirà hanakoako
Venteso ny hira: Hosana! Hosana! ( torio hatraizatraiza)
Torio ho ren’izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Hosana! No asandratray ho anao ry Avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana!
Vohay ierwp ny vavahady
Hidiran’ny Tompontsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:56
