Diavolam-pararano (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany tononkira.serasera.org izao, ny raho-mitatao
ny sypg lanitra efa manga, ka norh tena soa fitranga
diavolam-pararano, madio manganohano
ny aizina hisava, fa tonga ny mazava
ny alina handao, fa menatra sy lao
ny fifaliana ihany, no sisa tsy ho lany
ny sento izao mitony, tsy fantatra intsony
ny alahelo foana, tsy hisy uuhrqppo ho tsaroana
hanjary ho paradisa, ny fiainantsika sisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 6168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:33