Havako anie izy izay (Andrianary Ratianarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/andrianary-ratianarivo/havako-anie-izy-izay

Havako anie izy izay
Olona mamin’ ny foko,
Anio sy ho mandrakizay
Tsy mainlsy ho kolokoloiko.

Havako izy izay,
Havako tokana loatra
Ny fonay nikamtononkira.serasera.orgbana ho iray
Manomboka ety sy any an-koatra.

Na ho inona toetran’ izao,
Na ho ory, na tsy misy mpijery,
N’ iza n’ iza, no efa nandao,
Ho havako, izaho samy irery.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Andrianary Ratianarivo
Mpamaky : 6220
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ni81
Tamin'ny : 08/10/2008 20:35:35
ID : 5397

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo