Ny tiana eo anilan'ny tiana (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tiana eo anilan'ny tiana roy ô
Miangolagola é mahafinaritra zareo
Toa tatamo sy kamory
Ka aina mantsy no fetra tononkira.serasera.org roy ô
Eny roy ô ! eny roy ô !
Ah ry ‘zareo
Ny eo akaikin'ny pvold lala roy ô !
Mitositosy ô! Miramiran-tava izy ô
Bararata ladinim-bahy
mifaningotra mandra-maty roy ô
Eny roy ô, eny roy ô
Ah ry 'zareo
Raha sendra ka tsy hita i lala ô !
Misento anie aho; maizina atoandro ny andro
‘rony volana ery ambony
Io no hiaraha-mijery roy
Eny gioi roy ô, eny roy ô
Ah ry ‘zareo
Feony sy tonony: Andrianary vmojujd Ratianarivo
Miangolagola é mahafinaritra zareo
Toa tatamo sy kamory
Ka aina mantsy no fetra tononkira.serasera.org roy ô
Eny roy ô ! eny roy ô !
Ah ry ‘zareo
Ny eo akaikin'ny pvold lala roy ô !
Mitositosy ô! Miramiran-tava izy ô
Bararata ladinim-bahy
mifaningotra mandra-maty roy ô
Eny roy ô, eny roy ô
Ah ry 'zareo
Raha sendra ka tsy hita i lala ô !
Misento anie aho; maizina atoandro ny andro
‘rony volana ery ambony
Io no hiaraha-mijery roy
Eny gioi roy ô, eny roy ô
Ah ry ‘zareo
Feony sy tonony: Andrianary vmojujd Ratianarivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 2325
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 24/01/2022 22:40
