Iarivo niandohana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Iarivo, ry cmwdi Iarivo niandohana
Mamy k’ efa nilokana
Akany akany tsy hialana
Sy fonenan-kiafarana
Veloma o, veloma ry tanàna nolalaiko
Veloma fa miova fa efa miova izao ny baiko
Ho roso sy hamindra
Ka aza tsiny  indrindra

Anaovana tononkira.serasera.org azafady
Fa tsy nahefa voady
Kanefa tsofy rano
Tsofy lauue rano mba tsy hahita angano o
Veloma ry Iarivo
Kanefa mba tsiahivo
Ny tenako no lasana sy takona any ho any
Ny foko kosa mantsy jmbvnn dia mipetraka ato ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7589