Fitiavana moana (Andrianary Ratianarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/andrianary-ratianarivo/fitiavana-moana

Tia azy izany foko , eny tia
nefa kosa hotendreko mba hangina
raha ny handrafy ny olon-tiana sanatria!
fandeferana no manda,no manda nofidiana

Raiki-po tamin’ny olona tsy manina
ombakobana namandrika tsiriry
kanjo tojo toy ny ady
toy ny ady mahafanina
ny fanahy foana re no mangirifiry

Tsy maniTsiky dia ampynona iny hoy aho raha ny voaly
ny misopatra dia zavatra tsy haiko
f’izao no zavatra hokendreko , dia ihany
ny adidiko aminao re io no tontosaiko
ny kapoaka atolotrao dia hosotroiko
Na mangeroka aza re zakaiko ihany
f’ilay fitia izay tsy mivady hovonoiko
vonoiko tsy hitrebona eee
tsy hitrebona eo ant-any

raiki-po........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Andrianary Ratianarivo
Mpamaky : 5682
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jeanlucarsene
Tamin'ny : 12/06/2006 01:41:35
ID : 3702

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo