Diavolam-pararano (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany idbk izao, ny raho-mitatao
ny onoqwy lanitra efa manga, ka tena soa fitranga
diavolam-pararano, madio manganohano
ny aizina hisava, tononkira.serasera.org fa tonga ny mazava
ny alina handao, fa menatra sy xjfmox lao
ny fifaliana ihany, no sisa tsy ho lany
ny sento izao mitony, tsy fantatra intsony
ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
hanjary ho paradisa, ny fiainantsika sisa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andrianary RatianarivoHits : 6301
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 29/05/2007 11:33