Vetso mamatonalina (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana kosa hono itony alina
No toa tononkira.serasera.org ixyfrc mamohafoha ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vinany
Manembona manimanina 'lay gjox olon-tiana
Raha vao noseraniny monja
Dia taitra ny foko e nanonja
Ny foko dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony sxyecch
No toa tononkira.serasera.org ixyfrc mamohafoha ny fitiavana
Izay miafin'any amin'ny lalina
Tsy hita avangavana
Mitepotepo mafy izany foko izany
Mangitakitaka
Mangitakitam-pijaliana
Ny saiko verivery sy lasana vinany
Manembona manimanina 'lay gjox olon-tiana
Raha vao noseraniny monja
Dia taitra ny foko e nanonja
Ny foko dia babon'ny fony
Ka tsy afa-mivadika intsony sxyecch
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 3152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/10/2015 23:07
